reunion Zafalma du 09/11/08

[ Ajouter un commentaire ] [ Aucun commentaire ]

# Posté le jeudi 13 novembre 2008 13:34

PREPARATION CENTENAIRE DADABE

PREPARATION CENTENAIRE DADABE
IREO NO SPECIALISTE NY A L'ASSAUT
De gauche à droite : HARISOA ( zanak'i Lally) - TIAVINA ( zanak'i Lally) - TOJO ( zanak'i Guy ) - SANDY ( zanak'i Didhi )

# Posté le jeudi 13 novembre 2008 13:13

Modifié le jeudi 27 novembre 2008 21:06

préparation centenaire Dadabe

préparation centenaire Dadabe
à l'assaut !!!!!!!!!!!!!!!!

efa ny retardataire sisa fa ny sisa efa reraka ny nanao à l'assaut
[ Ajouter un commentaire ] [ Aucun commentaire ]

# Posté le jeudi 13 novembre 2008 13:03

CENTENAIRE DADABE

Salut à tous!
misy hevitra mitsidika hoe hi-celebre ny centenaire n'i Dadabe ny 26 sy 27 decmbre any fandriana.
I tonton Dafa RAJAONARIVELO no chef de file ary iarahana @ SSD sy ny iray tampo aminy.
Efa nisy fivoriana iray natao dia i Tantine Aimée sy Pouna no solontena tany, eto ambany ny circulaire natao t@ zany.
Amin'ny dimanche 9 novembre ny fivoriana manaraka miaraka @ grande famille @14H30.
Mba ahafantarana ny hevitry ny Zafalma dia misy fivoriana ataontsika ao @ villa souris heureuse @ io andro io fa manomboka @ 10 ora maraina. Dia samy mitondra ny sakafo sy boisson sahaza azy zany e!
Ny ZAFALMA exporté moa zany dia iangaviana hilaza ny heviny eto alohan'io fivoriana io, et vous êtes encouragé vivement à y participer massivement car "ny hevitry ny maro mahatakadavitra".


FAHATSIAROVANA Dr RAJAONARIVELO Alfred
1908 – 2008

Vinavina ny fankalazana ny fahatsiarovana :

Daty : desambra 2008 ( 27 – 28 raha lanin'ny rehetra)
Toerana : Fandriana

• Fampiratiana na exposition : tantara fiainan'I Dadaraly (hatao ao Firaisantsoa)
komity : Mpitarika Herilala
Eja – Tout's – Dadida – Lanto – Andry Fiankinana – Holivaly – Lalie – Harisoa – Lebo – Naina – Emilienne – Da-Haingo

• Fiaraha-misakafo sy cocktail : (toerana mbola tsy fantatra)
Mpitarika Mme Béa
Pap's – Baba – Mafà – Lally – Mme Phi – Pouna – Lilie

• Fiangonana : Fotoam-pivavahana : FLM MIADANA
Mpitarika : Lapa
Dafà – Simon – Herilala – Harivel - Manitra

• Relations publiques :
Mpitarika Jeannot
Didhy – Sanjy – Ndimby – Lafine – Richard Raparson

• Alim-pandihizana (bal) : Toerana mbola tsy fantatra
Mpitarika : Dany
Tout's – Doudou – Naina – Da-Willy – Fidy – Tiana – Norotiana – Rolly – Lalah

• Décoration : Mpitarika Aimée
Dany – Mamy – Guy – Lally

• Fampisehoana : Mpitarika ZAFALMA + SSD

• Finances :
Mpitarika Emilienne
Lapa – Nivo – Vero – Vola – Ony

• Sécurité sy protocole : Mpitarika


ALAHADY 09 NOVAMBRA amin'ny 2 ora sy sasany :
FIHAONAN'NY SSD REHETRA eny amin'ny CHARMILLES
Handinika ny hanatontosana izany hetsika izany

# Posté le dimanche 02 novembre 2008 07:11

Modifié le dimanche 02 novembre 2008 07:25

Allo le monde.....

Comme il n'y a pas eu de nouvelles photos ou quoi que ce soit, me revoilà donc à la charge!!


Et voici Anjo (Ando + Rojo)
Allo le monde.....

# Posté le dimanche 31 août 2008 17:06